Js_twins - Mitrakà

Mitsikia, mitrakà
Ianao mitsangana
Aza miahiahy, ianao mitsangana
Aza miahiahy
Ianao hono hoe kivy
Mitsangana fa izay ilay fiainana
Ianao mihevitra fa irery foana anie
Misy maso afaka mijery
Adin-tsaina ve no mameno saina ?
Hirifiry kokoa ny fanahy
Adin-tsaina ve no mameno saina ?
Aza lavo fa mitrakà foana e !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Andeha hitraka namana,
Andeha hijoro amin'ny fiainana
Alaviro ireo sakana
Miravoa dia tsiky aseho ahy
Aza mora lavo ianao, ianao !
Fa ho mpandresy ianao, ianao !
Aza mora lavo ianao ry namana !
Aza mora lavo ianao, ianao !
Fa ho mpandresy ianao, ianao !
Aza mora lavo ianao ry namana !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Ohh oooh ooh
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Tsy ho ela,
Mbola hiposaka io masoandro io !
Mbola hiposaka io masoandro io
Mbola hiposaka io masoandro io
Mbola hiposaka io masoandro io
Mbola hiposaka io masoandro io

Written by:
Alain RAVAOJANAHARY, Malala RAVAOJANAHARY

Publisher:
Lyrics © O/B/O DistroKid

Lyrics powered by Lyric Find

Js_twins

View Profile