Js_twins - Nilaozanao

Tena maina ny tontolo
Rehefa zatra tsy eo anilanao
Ilay ranomanitrao iny
Ahatsiarovako anao baby
Mangaina ny tontolo
Rehefa tsy eo ianao akaiky eo
Foko ty nilaozanao
Foana aho raha ts'isy anao
Ny zava-drehetra
Tsy nasiako fetra
Fitia tsy hanam-petra
No atolotro anao
Ny zava-drehetra
Tsy nasiako fetra
Fitia tsy hanam-petra
No atolotro anao
Dia navelanao nangina
Irery teo tokoa aho
Omaly nefa ianao nilaza
Lasanao tontolo aho
Fa tsy hainao fa tsy hahita
Olona hanome
Fitiavana mamy ho anao,
Rehetra ho anao
Ny zava-drehetra
Tsy nasiako fetra
Fitia tsy hanam-petra
No atolotro anao
Ny zava-drehetra
Tsy nasiako fetra
Fitia tsy hanam-petra
No atolotro anao

Written by:
Alain RAVAOJANAHARY, Malala RAVAOJANAHARY

Publisher:
Lyrics © O/B/O DistroKid

Lyrics powered by Lyric Find

Js_twins

View Profile