Js_twins - Resim-Pitia

Lay fihetsikao iny
Mapitapy
Ny aminao Efa aiko tsianjery
Lay fihetsikao iny
Mapitapy e
Satry ianao dia tiako ho ana rery
Nitia anao aho atramizay
Nefa modinao adala
Ty ary aho fa vonona ilaza aminao

Ianao rery ianao
Okay tokana ato ampoko atrizay
Tsy sanatry oe kilalao
Ny fitiavako anao

Fa tonga oa dia resy aho
Resy pitia aminao
Fa tonga oa dia resy aho
Lasa adala aminao
Fa tonga oa dia resy aho
Potika mintsy aminao
Fa tonga oa dia resy aho

Lay fihetsikao iny
Mapitapy e
Ny anaranao tsy afak'ambavako ao
Lay fihetsikao iny
Mapitapy
Lay endrikao maha ravo ny fanahy
Atrizay aho te ilaza anao
Ny fitiavako anao
Ty ary ao fa vonona ilaza aminao

Ianao rery ianao
Mbola Averiko eto anefa akehitriny
Tokana ato ampoko ianao
Ary Sahiko ny milaza an'zany

Raiso ny foko, fefa anao e
Ianao anie no tiako e

Written by:
josé ravaojanahary

Publisher:
Lyrics © O/B/O DistroKid

Lyrics powered by Lyric Find

Js_twins

View Profile